10 dia hisotro amin’ny divain’Andriamanitra koa izy, izany hoe ny fahatezeran’Andriamanitra.+ Araraka tsy mitampoka ao anatin’ny kaopin’ny fahatezeran’Andriamanitra izany divay izany. Dia hampijalina amin’ny afo sy solifara+ eo imason’ny anjely masina sy ny Zanak’ondry izy.