Genesisy 37:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Avy eo dia nampanateriny tany amin-drainy ilay akanjo lava mitsipitsipika, ka nilazany izy hoe: “Ity no hitanay. Mba jereo tsara+ raha ny akanjo lavan’ny zanakao ity na tsia.”+
32 Avy eo dia nampanateriny tany amin-drainy ilay akanjo lava mitsipitsipika, ka nilazany izy hoe: “Ity no hitanay. Mba jereo tsara+ raha ny akanjo lavan’ny zanakao ity na tsia.”+