Genesisy 39:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa tsy nikarakara na inona na inona mihitsy tamin’izay nankininy tamin’i Josefa ny lehiben’ny fonja, satria i Jehovah nomba an’i Josefa, ka nataon’i Jehovah nahomby izay nataony.+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 39:23 w23.01 16 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 39:23 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),1/2023, p. 16
23 Koa tsy nikarakara na inona na inona mihitsy tamin’izay nankininy tamin’i Josefa ny lehiben’ny fonja, satria i Jehovah nomba an’i Josefa, ka nataon’i Jehovah nahomby izay nataony.+