Genesisy 41:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izany no efa nolazaiko tamin’i Farao teo hoe: Izay hataon’ilay tena Andriamanitra no nasehony an’i Farao.+
28 Izany no efa nolazaiko tamin’i Farao teo hoe: Izay hataon’ilay tena Andriamanitra no nasehony an’i Farao.+