Genesisy 41:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ianao no hiandraikitra ny ankohonako,+ ary hankatò anao tanteraka ny vahoakako manontolo.+ Ny seza fiandrianana ihany no maha ambony ahy noho ianao.”+
40 Ianao no hiandraikitra ny ankohonako,+ ary hankatò anao tanteraka ny vahoakako manontolo.+ Ny seza fiandrianana ihany no maha ambony ahy noho ianao.”+