Genesisy 42:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa izao no hitsapana anareo: Raha mbola velona koa i Farao, dia tsy hivoaka eto ianareo raha tsy tonga eto ny zandrinareo faralahy.+
15 Koa izao no hitsapana anareo: Raha mbola velona koa i Farao, dia tsy hivoaka eto ianareo raha tsy tonga eto ny zandrinareo faralahy.+