Genesisy 43:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ireo: “Salama tsara ny rainay mpanomponao. Ary mbola velona izy.” Dia niondrika ireo ka niankohoka teo anatrehany.+
28 Ary hoy ireo: “Salama tsara ny rainay mpanomponao. Ary mbola velona izy.” Dia niondrika ireo ka niankohoka teo anatrehany.+