Genesisy 43:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nasain’i Josefa nalaina avy teo aminy ny anjara sakafo homena azy ireo, kanefa ny anjaran’i Benjamina nampitomboiny avo dimy heny noho ny an’ny hafa rehetra.+ Koa nihinam-be sy nisotro niaraka taminy izy ireo, mandra-pahavokiny.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 43:34 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/8/1987, p. 18, 19-20
34 Ary nasain’i Josefa nalaina avy teo aminy ny anjara sakafo homena azy ireo, kanefa ny anjaran’i Benjamina nampitomboiny avo dimy heny noho ny an’ny hafa rehetra.+ Koa nihinam-be sy nisotro niaraka taminy izy ireo, mandra-pahavokiny.+