20 Koa hoy izahay tamin’ny tompoko: ‘Manan-dray efa be taona izahay, ary koa zandry faralahy.+ Zanaky ny rainay tamin’ny fahanterany izy io, ary efa maty ny rahalahiny, ka izy irery sisa no tavela amin’ny zanaky ny reniny,+ ary tena tia azy ny rainy.’