Genesisy 48:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Josefa tamin-drainy: “Ireo no zanakalahy nomen’Andriamanitra ahy tatỳ.”+ Dia hoy izy: “Mba ento kely eto amiko izy ireo hitsofako rano azy.”+
9 Ary hoy i Josefa tamin-drainy: “Ireo no zanakalahy nomen’Andriamanitra ahy tatỳ.”+ Dia hoy izy: “Mba ento kely eto amiko izy ireo hitsofako rano azy.”+