11 Rehefa hitan’ny Kananita tompon-tany ny fombafomba fisaonana natao teo amin’ilay famoloana tao Atada, dia hoy izy: “Fisaonana lehibe ho an’ny Ejipsianina izao!” Izany no nanaovana ny anaran’ilay famoloana hoe Abela-mizraima, izay ao amin’ny faritr’i Jordana.+