Genesisy 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia naka lamba fitafy+ i Sema sy Jafeta ka nataony teo an-tsoroka. Ary nanao dia nihemotra izy roa lahy ka nandrakotra ny fitanjahan-drainy. Koa nitodi-damosina izy ireo ka tsy nahita ny fitanjahan-drainy.+
23 Dia naka lamba fitafy+ i Sema sy Jafeta ka nataony teo an-tsoroka. Ary nanao dia nihemotra izy roa lahy ka nandrakotra ny fitanjahan-drainy. Koa nitodi-damosina izy ireo ka tsy nahita ny fitanjahan-drainy.+