Genesisy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa lasa haingana i Abrahama nankao an-tranolay tao amin’i Saraha, ka niteny hoe: “Makà haingana lafarinina tsara toto intelon’ny seha,* ka volavolao ny koba, dia manaova mofo boribory.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 18:6 w14 1/6 7; w96 1/10 12 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:6 Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2014, p. 71/10/1996, p. 12
6 Koa lasa haingana i Abrahama nankao an-tranolay tao amin’i Saraha, ka niteny hoe: “Makà haingana lafarinina tsara toto intelon’ny seha,* ka volavolao ny koba, dia manaova mofo boribory.”+