Genesisy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tapa-kevitra mihitsy aho ny hidina, mba hahitako raha tena araka ny fitarainana tonga atỳ amiko tokoa ny zavatra ataony. Ary raha tsy araka izany, dia ho fantatro koa.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 18:21 cl 202-203 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:21 Manatòna An’i Jehovah, p. 202 Fandalinana, Boky 1,
21 Tapa-kevitra mihitsy aho ny hidina, mba hahitako raha tena araka ny fitarainana tonga atỳ amiko tokoa ny zavatra ataony. Ary raha tsy araka izany, dia ho fantatro koa.”+