Genesisy 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avereno ny vadin-dralehilahy, satria mpaminany izy.+ Ary hitalaho ho anao izy,+ dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa ravehivavy, dia aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra ao an-tranonao.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 20:7 si 18 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:7 Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 18
7 Avereno ny vadin-dralehilahy, satria mpaminany izy.+ Ary hitalaho ho anao izy,+ dia tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao kosa ravehivavy, dia aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao sy izay rehetra ao an-tranonao.”+