Genesisy 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nihalehibe ilay zaza ka nosarahi-nono.+ Koa nanomana fanasambe i Abrahama, tamin’ny andro nampisaraha-nono an’i Isaka. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Ary nihalehibe ilay zaza ka nosarahi-nono.+ Koa nanomana fanasambe i Abrahama, tamin’ny andro nampisaraha-nono an’i Isaka.