Genesisy 24:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Raha mijoro eto an-doharano aho, dia izay zazavavy+ mivoaka hantsaka ka hilazako hoe: “Mba avelao aho hisotro rano kely avy amin’ny sininao”,
43 Raha mijoro eto an-doharano aho, dia izay zazavavy+ mivoaka hantsaka ka hilazako hoe: “Mba avelao aho hisotro rano kely avy amin’ny sininao”,