Genesisy 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka izay nipoiran’ny fianakaviany avy: Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara+ sy Adbela sy Mibsama+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Izao no anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka izay nipoiran’ny fianakaviany avy: Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara+ sy Adbela sy Mibsama+