Genesisy 27:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary hoy i Esao tamin-drainy: “Tsodrano iray monja ve no anananao, ry Dada ô? Mba omeo tsodrano koa re aho, ry Dada ô!”+ Dia nidradradradra nitomany+ i Esao.
38 Ary hoy i Esao tamin-drainy: “Tsodrano iray monja ve no anananao, ry Dada ô? Mba omeo tsodrano koa re aho, ry Dada ô!”+ Dia nidradradradra nitomany+ i Esao.