Genesisy 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitan’i Esao fa efa nitso-drano an’i Jakoba i Isaka, ka nandefa azy ho any Padana-arama mba haka vady any. Rehefa nitso-drano azy izy, dia nandidy azy hoe: “Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kananita.”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 28:6 si 18 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:6 “Soratra Rehetra,” p. 18
6 Ary hitan’i Esao fa efa nitso-drano an’i Jakoba i Isaka, ka nandefa azy ho any Padana-arama mba haka vady any. Rehefa nitso-drano azy izy, dia nandidy azy hoe: “Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kananita.”+