Genesisy 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa kely ny fanananao talohan’ny nahatongavako, ary nihabe dia be izany satria notahin’i Jehovah ianao hatramin’ny nidirako teto.+ Koa rahoviana kosa aho no mba hanao zavatra ho an’ny ankohonako?”+
30 Fa kely ny fanananao talohan’ny nahatongavako, ary nihabe dia be izany satria notahin’i Jehovah ianao hatramin’ny nidirako teto.+ Koa rahoviana kosa aho no mba hanao zavatra ho an’ny ankohonako?”+