Genesisy 30:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary i Jakoba naka tsorakazo mbola maitso tamin’ny hazo stiraksa+ sy hazo amandie+ ary hazo platana.+ Dia nanesorany ny hoditry ny tsorakazo+ mba hivandambandana, ka hiseho ny fotsy. Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 30:37 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
37 Ary i Jakoba naka tsorakazo mbola maitso tamin’ny hazo stiraksa+ sy hazo amandie+ ary hazo platana.+ Dia nanesorany ny hoditry ny tsorakazo+ mba hivandambandana, ka hiseho ny fotsy.