Genesisy 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tatỳ aoriana, dia hoy i Jehovah tamin’i Kaina: “Fa aiza i Abela rahalahinao?”+ Dia hoy izy: “Tsy fantatro. Fa angaha izaho mpiambina ny rahalahiko?”+ Genesisy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 4:9 w02 15/1 22 Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:9 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/1/2002, p. 22
9 Tatỳ aoriana, dia hoy i Jehovah tamin’i Kaina: “Fa aiza i Abela rahalahinao?”+ Dia hoy izy: “Tsy fantatro. Fa angaha izaho mpiambina ny rahalahiko?”+