Genesisy 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha niteny izy hoe: ‘Ny sada no ho karamanao’, dia niteraka sada avokoa ny ondry aman’osy. Fa raha niteny kosa izy hoe: ‘Ny misoritsoritra no ho karamanao’, dia niteraka misoritsoritra avokoa ny ondry aman’osy.+
8 Raha niteny izy hoe: ‘Ny sada no ho karamanao’, dia niteraka sada avokoa ny ondry aman’osy. Fa raha niteny kosa izy hoe: ‘Ny misoritsoritra no ho karamanao’, dia niteraka misoritsoritra avokoa ny ondry aman’osy.+