Genesisy 31:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy izy: ‘Mba jereo kely fa misoritsoritra sy sada ary misy pentimpentina avokoa ny osilahy mitaingina ny vavy. Hitako avokoa mantsy izay ataon’i Labana aminao.+ Genesisy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 31:12 Fandalinana, Boky 1,
12 Ary hoy izy: ‘Mba jereo kely fa misoritsoritra sy sada ary misy pentimpentina avokoa ny osilahy mitaingina ny vavy. Hitako avokoa mantsy izay ataon’i Labana aminao.+