Genesisy 31:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hoy i Labana tamin’i Jakoba: “Fa inona ity nataonao? Nofitahinao aho, ka nentinao toy ny babo azo tamin-tsabatra ny zanako vavy.+
26 Dia hoy i Labana tamin’i Jakoba: “Fa inona ity nataonao? Nofitahinao aho, ka nentinao toy ny babo azo tamin-tsabatra ny zanako vavy.+