Genesisy 32:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nodidiany koa ny faharoa sy ny fahatelo, ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby, nanao hoe: “Araka izany teny izany no holazainareo amin’i Esao, rehefa mifanena aminy ianareo.+
19 Ary nodidiany koa ny faharoa sy ny fahatelo, ary izay rehetra nanaraka ny andiam-biby, nanao hoe: “Araka izany teny izany no holazainareo amin’i Esao, rehefa mifanena aminy ianareo.+