Genesisy 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ho afaka hiara-monina aminay ianareo. Ary eo anoloanareo ny tany, ka mahazo monina sy manao varotra eo ianareo, ary afaka manorim-ponenana eo.”+
10 Dia ho afaka hiara-monina aminay ianareo. Ary eo anoloanareo ny tany, ka mahazo monina sy manao varotra eo ianareo, ary afaka manorim-ponenana eo.”+