Eksodosy 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa raha tsy mandefa ny oloko ianao, dia handefasako fihitra+ ho eny aminao, sy ny mpanomponao, sy ny vahoakanao, ary ao an-tranonao, ka ho feno fihitra tokoa ireo trano eto Ejipta. Ary ho rakotra fihitra koa hatraiza hatraiza. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:21 Fandalinana, Boky 1,
21 Fa raha tsy mandefa ny oloko ianao, dia handefasako fihitra+ ho eny aminao, sy ny mpanomponao, sy ny vahoakanao, ary ao an-tranonao, ka ho feno fihitra tokoa ireo trano eto Ejipta. Ary ho rakotra fihitra koa hatraiza hatraiza.