29 Dia hoy i Mosesy: “Hiala eto aminao aho izao, ary hitalaho amin’i Jehovah tokoa ho anao. Koa hiala amin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra rahampitso. Tandremo fotsiny anefa sao mamitaka indray i Farao, ka tsy handefa ny olona hanao sorona ho an’i Jehovah.”+