Eksodosy 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy izy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah tokoa no momba anareo raha izaho no handefa anareo sy ny zanakareo madinika!+ Hita mihitsy fa mikendry hanao ratsy ianareo.+
10 Dia hoy izy tamin’izy roa lahy: “I Jehovah tokoa no momba anareo raha izaho no handefa anareo sy ny zanakareo madinika!+ Hita mihitsy fa mikendry hanao ratsy ianareo.+