Eksodosy 12:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa nifoha i Farao raha mbola alina, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejipsianina rehetra. Ary nisy fidradradradrana mafy teo amin’ny Ejipsianina,+ satria tsy nisy trano tsy nisy maty. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:30 Fandalinana, Boky 2,
30 Koa nifoha i Farao raha mbola alina, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejipsianina rehetra. Ary nisy fidradradradrana mafy teo amin’ny Ejipsianina,+ satria tsy nisy trano tsy nisy maty.