Eksodosy 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Mijoroa, ka jereo ny famonjen’i Jehovah izay hataony ho anareo anio.+ Fa ireo Ejipsianina hitanareo androany ireo, dia tsy ho hitanareo intsony mihitsy.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 14:13 w13 1/2 4 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:13 Ny Tilikambo Fiambenana,1/2/2013, p. 4
13 Dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Aza matahotra.+ Mijoroa, ka jereo ny famonjen’i Jehovah izay hataony ho anareo anio.+ Fa ireo Ejipsianina hitanareo androany ireo, dia tsy ho hitanareo intsony mihitsy.+