Eksodosy 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary noho ny haben’ny fahambonianao, dia afaka mandavo an’izay mitsangana hanohitra anao ianao.+Avoakanao ny fahatezeranao mirehitra ka mandevona an’ireny toy ny fandevona vodivary.+
7 Ary noho ny haben’ny fahambonianao, dia afaka mandavo an’izay mitsangana hanohitra anao ianao.+Avoakanao ny fahatezeranao mirehitra ka mandevona an’ireny toy ny fandevona vodivary.+