Eksodosy 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 17:14 si 10 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 17:14 Fandalinana, Boky 1, “Soratra Rehetra,” p. 10
14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Soraty ao amin’ny boky+ izao ho fahatsiarovana, sady lazao amin’i Josoa hoe: ‘Hofafako tanteraka tsy ho eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.’”+