Eksodosy 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy anefa i Jehovah taminy: “Mandehana aloha midina, ary miakara ka ento miaraka aminao i Arona. Aoka anefa ny mpisorona sy ny vahoaka tsy hitady hihoatra ny fetra mba hankatỳ amin’i Jehovah, sao hitroatra hamely azy izy.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:24 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
24 Hoy anefa i Jehovah taminy: “Mandehana aloha midina, ary miakara ka ento miaraka aminao i Arona. Aoka anefa ny mpisorona sy ny vahoaka tsy hitady hihoatra ny fetra mba hankatỳ amin’i Jehovah, sao hitroatra hamely azy izy.”+