Eksodosy 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+
25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny tokoa ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hampanalaviriko anao ny aretina.+