Eksodosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona.+ Koa ny ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+
33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona.+ Koa ny ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+