Eksodosy 36:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Vona dimampolo no nataony teo amin’ny lamba iray, ary vona dimampolo koa teo amin’ny sisin’ny lamba iray, dia teo amin’izay nihaonan’ireo fitambaran-damba. Ary nataony nifanitsy ireo vona.+
12 Vona dimampolo no nataony teo amin’ny lamba iray, ary vona dimampolo koa teo amin’ny sisin’ny lamba iray, dia teo amin’izay nihaonan’ireo fitambaran-damba. Ary nataony nifanitsy ireo vona.+