Eksodosy 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avy eo dia nataon’izy ireo tao anaty tranom-bato volamena ireo vato oniksa,+ izay nisy ny anaran’ny zanak’Israely+ voasokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase.
6 Avy eo dia nataon’izy ireo tao anaty tranom-bato volamena ireo vato oniksa,+ izay nisy ny anaran’ny zanak’Israely+ voasokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase.