Levitikosy 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hasainy avoaka ho eny an-tsisin-toby ilay omby, ka hodorany tahaka ny nandorany an’ilay omby voalohany.+ Fanatitra noho ny ota ho an’ny fiangonana izany.+
21 Ary hasainy avoaka ho eny an-tsisin-toby ilay omby, ka hodorany tahaka ny nandorany an’ilay omby voalohany.+ Fanatitra noho ny ota ho an’ny fiangonana izany.+