Levitikosy 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ny fanatitra noho ny ota, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitaran’ny fanatitra dorana.+ Ary hararany eo am-pototry ny alitara ny ambin-dra.
34 Hakan’ny mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ny fanatitra noho ny ota, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitaran’ny fanatitra dorana.+ Ary hararany eo am-pototry ny alitara ny ambin-dra.