Levitikosy 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona, eo anatrehan’i Jehovah, ka havela ny helony, na inona na inona mety ho nataony ka nahameloka azy.” Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 6:7 si 27 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:7 “Soratra Rehetra,” p. 27
7 Ary ny mpisorona handrakotra+ ny fahotan’ilay olona, eo anatrehan’i Jehovah, ka havela ny helony, na inona na inona mety ho nataony ka nahameloka azy.”