Levitikosy 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha+ ary nakany eran-tanan’ila, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Ankoatra an’ilay fanatitra dorana tamin’ny maraina izany.+
17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha+ ary nakany eran-tanan’ila, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Ankoatra an’ilay fanatitra dorana tamin’ny maraina izany.+