34 “Hozahan’ny mpisorona ilay faritra mihintsam-bolo amin’ny andro fahafito, ka raha tsy mitatra eo amin’ny hoditra izany, sady tsy lalina noho ny hoditra no fahitana azy, dia hambarany hoe madio+ ilay olona. Ary hanasa ny akanjony ilay olona, dia hadio.