Levitikosy 18:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vehivavy mbamin’ny zanany vavy.+ Ary aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, mba hampiharihariana ny fitanjahany. Iray ra ireo, ka fitondran-tena baranahiny+ izany.
17 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny vehivavy mbamin’ny zanany vavy.+ Ary aza maka ny zanakavavin’ny zanany lahy na ny zanakavavin’ny zanany vavy, mba hampiharihariana ny fitanjahany. Iray ra ireo, ka fitondran-tena baranahiny+ izany.