Levitikosy 18:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “‘Aza manao firaisana amin’ny biby,+ ka hanjary ho voaloton’izany. Ary aoka tsy hisy vehivavy hanakaiky biby mba hanao firaisana aminy.+ Tsy fanao voajanahary mantsy izany. Levitikosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 18:23 w03 15/7 27 Levitikosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:23 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2003, p. 27
23 “‘Aza manao firaisana amin’ny biby,+ ka hanjary ho voaloton’izany. Ary aoka tsy hisy vehivavy hanakaiky biby mba hanao firaisana aminy.+ Tsy fanao voajanahary mantsy izany.