Levitikosy 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao lazaina aminy: ‘Izay lahy anisan’ny taranakareo, hatramin’ny taranaka fara mandimby, ka mbola maloto+ nefa manakaiky ny zava-masina hohamasinin’ny zanak’Israely ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako. Izaho no Jehovah.
3 Izao lazaina aminy: ‘Izay lahy anisan’ny taranakareo, hatramin’ny taranaka fara mandimby, ka mbola maloto+ nefa manakaiky ny zava-masina hohamasinin’ny zanak’Israely ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako. Izaho no Jehovah.