10 Dia hamasino ny taona fahadimampolo, ka ataovy antso avo amin’ny mponina rehetra eo amin’ilay tany fa tonga ny fahafahana.+ Ho Jobily+ ho anareo izany, ka samy hiverina any amin’ny lovanareo ianareo, ary samy hiverina any amin’ny fianakavianareo avy.+