28 “‘Fa raha tsy mahita vola ampy izy hividianany indray an’ilay tany, dia mbola ho eo am-pelatanan’ilay nividy azy ilay tany mandra-pahatongan’ny taon-jobily.+ Ary hiverina amin’ny tompony ilay tany rehefa tonga ny Jobily, ka hiverina any amin’ny lovany ilay olona.+